Évènements
12.10.2020
07.01.2021
Fanaovan-tsonia ny fifanarahana hiara miasa ny Humaniste_Ecologique sy ny orinasa SPAH
-Fiaraha mientana sy fianarana hoan'ny mpikambana amin'ny fikajiana ny ekolojia.
-Fanampiana ny tananan'Antananarivo Renivohitra amin'ny fampihenana ny fako eny amoron-dalana sy eny Andralanitra.
-Fanampiana ny mpandraharaha mampiasa vola eto Madagasikara (mampiodina ny orinasa Gasy)
-Fijerena ny tontolo ara-toekarena sy fiarovana ny sadam-bolan'ny Malagasy.
KOA dia nanaiky ny hifantina ny fako (Taratasy sy baoritra) izahay, ary hanentana ny mpikambana hanao izany isan-tokantrano. Omena ny ECOBAK ny fako voangona aveo.
MIANTSO ny mpiara-miobon'antoka sy mpiara miasa rehetra eo anivon'ny SPAH kosa izahay HUMANISTE_ECOLOGISTE mba hividy, hanjifa ny entana vitan'ireo mpandraharaha sy ny mpampiasa vola eto Madagasikara fa tsy ny entana nafarana avy any ivelany, mba HIAROVANA ny sadam-bolan'ny malagasy tsy hitotongana toy izay efa mitranga amizao fotoana izao.
Taratasy nalefan'ny Antoko "Humaniste et Ecologiste" tany amin'ny Ben'ny tanànan'Antananarivo
momba ny fanampiana ny tananan'Antananarivo sy ny Samva amin'ny fitantanana ny fako
29.03.2021
Décès de l'ancien Président Didier Ratsiraka
Lettre de condoléances du parti humaniste et écologiste à la Famille Ratsiraka et au peuple Malgache
16.04.2021
Conférence de presse
Dinika Toe-karena/ Économie Covid
02.06.2021
Fanolorana EPI - CSB II Alarobia Amboniloha
Tontosa anio maraina ny fanoloran'ny HUMANISTE ET ECOLOGISTE Madagascar EPI na Équipement de protection individuelle ho an'ireo mpisehatra amin'ny fahasalamana (dokotera, mpampivelona, mpitsabo mpanampy, mpitsabo mianatr'asa) tao amin'ny CSB II Alarobia Amboniloha.
Izany no natao ho fanampiana sy fankaherezana azy ireo amin'ny adidy sy andraikitra sahaniny fa entina ihany koa hanamaivana ny fiatrehana ny ady amin'ny valan'aretina Covid-19.
Tsy hay ny tsy hisaotra ireo namana mpiara-miombon'antoka izay nitoto nahafotsy nahafahana nanatanteraka izao hetsika izao. Mankasitraka tompoko.
05.05.2021
Tontosa ihany koa ny fanomezana ny anjara EPI an'ny CSB Maromiandra , Toliara II.
Marihana moa fa manana olom-boafidy amin'ny commune vitsivitsy any Toliara II ny Humaniste et écologiste.
Misaotra an'i Germain Rakotovelo olon'ny HE Mada nanatanteraka ny fizarana tao Maromiandra omaly.
11 Juin 2021
Conférence de Presse
15 Juin 2021
Fanolorana EPI ho an'ny CSBII Namontana (CUA Antananarivo)
06.08.2021