PARTI HUMANISTE & ÉCOLOGISTE MADAGASCAR

ANTOKO HASIN'NY OLOMBELONA SY NY EKOLOJIA

Évènements


Actions


Famelabelaran-kevitra narahina adihevitra/ Conférence débat

Datum:22.08.2020

"Ny fahadiovana sy fidiovana dia andraikitry ny olom-pirenena tsirairay izay miainga aty ifotony"
Sekoly Espoir Ambodirano Ampefiloha



Zurück zur Übersicht


                                                                 

 








 


 


 




12.10.2020
 

Fanambaràn'ny Ben'ny Tanàna HE Mada avy any Toliary II taorian'ny fandreseny t@ Tribonaly (cassation)


 


                                                                                                                                                                         


07.01.2021

Fanaovan-tsonia ny fifanarahana hiara miasa ny Humaniste_Ecologique sy ny orinasa SPAH

-Fiaraha mientana sy fianarana hoan'ny mpikambana amin'ny fikajiana ny ekolojia.
-Fanampiana ny tananan'Antananarivo Renivohitra amin'ny fampihenana ny fako eny amoron-dalana sy eny Andralanitra.
-Fanampiana ny mpandraharaha mampiasa vola eto Madagasikara (mampiodina ny orinasa Gasy)
-Fijerena ny tontolo ara-toekarena sy fiarovana ny sadam-bolan'ny Malagasy.
KOA dia nanaiky ny hifantina ny fako (Taratasy sy baoritra) izahay, ary hanentana ny mpikambana hanao izany isan-tokantrano. Omena ny ECOBAK ny fako voangona aveo.
MIANTSO ny mpiara-miobon'antoka sy mpiara miasa rehetra eo anivon'ny SPAH kosa izahay HUMANISTE_ECOLOGISTE mba hividy, hanjifa ny entana vitan'ireo mpandraharaha sy ny mpampiasa vola eto Madagasikara fa tsy ny entana nafarana avy any ivelany, mba HIAROVANA ny sadam-bolan'ny malagasy tsy hitotongana toy izay efa mitranga amizao fotoana izao.





                                                                            


Taratasy nalefan'ny Antoko "Humaniste et Ecologiste" tany amin'ny Ben'ny tanànan'Antananarivo

momba ny fanampiana ny tananan'Antananarivo sy ny Samva amin'ny fitantanana ny fako



29.03.2021

Décès de l'ancien Président Didier Ratsiraka

Lettre de condoléances du parti humaniste et écologiste à la Famille Ratsiraka et au peuple Malgache

condoléances
condoléances


16.04.2021

Conférence de presse

Dinika Toe-karena/ Économie Covid

Dinika toe-karena
Dinika toe-karena


02.06.2021

Fanolorana EPI - CSB II Alarobia Amboniloha

Tontosa anio maraina ny fanoloran'ny HUMANISTE ET ECOLOGISTE Madagascar EPI na Équipement de protection individuelle ho an'ireo mpisehatra amin'ny fahasalamana (dokotera, mpampivelona, mpitsabo mpanampy, mpitsabo mianatr'asa) tao amin'ny CSB II Alarobia Amboniloha.

Izany no natao ho fanampiana sy  fankaherezana azy ireo amin'ny adidy sy  andraikitra sahaniny fa entina ihany koa hanamaivana ny fiatrehana ny ady amin'ny valan'aretina Covid-19.

Tsy hay ny tsy hisaotra ireo namana mpiara-miombon'antoka  izay nitoto nahafotsy  nahafahana nanatanteraka izao hetsika izao. Mankasitraka tompoko.


05.05.2021

Tontosa ihany koa ny fanomezana ny anjara EPI an'ny CSB Maromiandra , Toliara II.
Marihana moa fa manana  olom-boafidy  amin'ny commune vitsivitsy any Toliara II ny Humaniste et écologiste.

Misaotra an'i Germain Rakotovelo olon'ny HE Mada nanatanteraka ny fizarana tao Maromiandra omaly.


11 Juin 2021

Conférence de Presse

ConfPresseJuin2021
ConfPresseJuin2021


15 Juin 2021

Fanolorana EPI ho an'ny CSBII Namontana (CUA Antananarivo)



06.08.2021

Human
Human